Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 05h37
 

Répondre à un commentaire

13 septembre 2019 à 14:18 | Vohitra (#7654)

Misy banky iray izay eto amintsika eto mpitahiry laoranjy lozitra izy io, dia rehefa manomboka mafy ny tosika any ampita any, manomboka mafana ny toetrandro sy maripana any amin ny paradis fiscal (panama papers sy paradise papers), dia ampiasaina amin izay ny vata ao amin ity banky iray ity mba hitehirizana ny masiso, dia nalefa nivezivezy nitety tanana sy toerana ny laoranjy lozitra aloha hanomanana ny fampidiana ao ambata.

Dia nitsiry koa ny hevitra hoe handeha hanangana vata fitehirizana hafa, dia tonga tany amin ny hoe Fondation

Ho mantsina tsy azo hiainana ny tanana atsy ho atsy raha tsy mitandrina an.

Izao vao mazava tsara amintsika ny anatra napetrak i Pape Francois teto, tamin ny resaka corruption sy ecploitation effrenee des bois precieux..

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS