Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h07
 

Répondre à un commentaire

13 septembre 2019 à 13:45 | Mike Andriantsoa Mic Mec (#10716)

Salama aby.

1) Raha i Randriamasinoro Tahiry izay kandidan’ny Antoko TIM no ho resahina dia tsotra be satria io ilay tovolahy mbola anisan’ny tompon’andraikitra feno t@ tsy fahombiazan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra izay niteraka fahapotehan’Antananarivo Renivohitra hatr@ izao satria io tovolahy io dia tsy iza akory fa Sekretera Jeneralin’ny Commune Urbaine Antananarivo. Noho izany dia i kotozafy ihany no Alexis.

2) Raha ny momban’ Atoa Naina Andriantsitohaina izay Kandidan’ny IRD na vovonana « Isika Rehetra miaraka @ Andry Rajoelina » kosa indray no asianteny dia tena mila olombaovao toan’ Atoa Naina Andriantsitohaina mihitsy Antananarivo satria ny tenany dia olon’ny asa, fandrosoana, fihavanana, fahadiovana, fahamatorana ! Tena izay vao hiverina indray ilay Iarivo mahate honona satria « Antananarivo Tanànantsika », « Fa ny Fitiavana no Lehibe Indrindra ». Tsara safidy ny IRD.

Koa samia mandinika tsara, izay maharesy tsy hobiana, ary izay resy eo kosa meteza hanaiky ny faharesena ary aoka samy hifantoka @ fitiavantanindrazana.

Mandrosoa Hasina daholo !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS