Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 23h22
 

Répondre à un commentaire

13 septembre 2019 à 12:04 | Vohitra (#7654)

Raha nekenao sy nankasitrahanao ny :

-  fakana antsokosoko sy fanondranana ny bois de rose sy ny volamena
-  fandoroana fananan’olona sy fandratrana ary fanaovana sorona ain’olona
-  fanodinkodinana sy fanaovana kolikoly ny tany ary fakana izany ho an’ny mpandraharaha vahiny maloto mpambotry ny Firenena
-  fanaovana fampanantenana poak’aty sy lainga mameno harona
-  fankahalana sy fanakantsakanana ny fanehoankevitra ary ny barofo
-  Fanosihosena ny tena fitsinjarampahefana
-  Fanavakavahana ara-pitantanana ka nataony nandihy hakana vato fotsiny ny maro

Dia io natolony anao ny laoranjy lozitra, aoka hazava ny safidinao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS