Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 20h35
 

Répondre à un commentaire

13 septembre 2019 à 11:58 | I MATORIANDRO (#6033)

Ny azo lazaina tsotra dia izao
Raha vitsy ny olona tonga mifidy dia lany ity gasy taratasy ty. Fa raha ny mifanohitra @ zay kosa dia efa felakaa mangidy mandrapahafaty ho an-dry mpandravatafaraitsitomponandraikitra sy ny forongony izay.

Miverimberina tokoa ny tantara.

Mifarana eo @ fiantombohan’ny fahafahan’ny hafa ny fahafahanareo r’inandra sy ry kelitoko fozaoprana lohan’angidina. (TADIDIO ZAY)

Fa :

Samia velonaina ahita ny fiafaran’naina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS