Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 16h31
 

Répondre à un commentaire

13 septembre 2019 à 10:25 | Isambilo (#4541)

Fa inona ity hoe gasy taratasy ?
Aminy fomba gasy ny zaza natsangana dia tohy ny zaza nateraka.
Gasy tanteraka izany i Naina Andriantsitohaina ary raha tsy diso aho dia avy any Anjozorobe na Ankazobe no fiavian’ny fianakavian-drainy.
Ny fanontaniana tokony hipetraka dia : inona no heveriny ho hatao, miaraka @ iza (Ramanandraibe ohatra ? Mitovy misainana ireo ary mankahala fantatra an’i Ravalomanana), ary avy aiza ny vola.
Mbola tsy maharaka an’i Ravalomanana daholo aloha ireo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS