Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 08h48
 

Répondre à un commentaire

13 septembre 2019 à 10:06 | Hery Rak (#10294)

Kajy politika no azo ilazana ny tsy filatsahan’dRavalomanana. Raha ny tena marina dia fahatahorana mba tsy hahasimba ny carrière politique. Ny safidin’ny IRD no nahatonga azy tsy hilatsaka satria tsara safidy izy ireo. Raha olona hafa no teo dia mety nilatsaka ihany izy. Ny mahakasika an’i Naina Andriantsitohaina indray, diso ihany ny fiteny hoe vazaha, ny vazaha anarana sy taratasay aza raisin’ny malagasy rehefa nahavita be sy nanao ny soa teto antanindrazana koa vao maika ve gasy petaka, niaina teto ary manana orin’asa eto Madagasikara izay mamelona fianakaviana malagasy maro. Mendrika ho antsika io kandida io na amin’ny toetra na amin’ny traikefa fa indrindra ny fifandraisany amin’ny fanjakana foibe

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS