Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 18h57
 

Répondre à un commentaire

13 septembre 2019 à 08:22 | I MATORIANDRO (#6033)

Hi3 !!!

Faly aho tena faly.

Diso daholo ny kajy sy ny vinan-dry mpandravatafaraitsitomponandraikitra. Ny an’lisany oah vao mitsiry ny an’Andriamatoa Filoha hajaina Marc RAVALOMANANA efa mamoa.

Fa zao e : hifidy gasy taratasy ve ireo fozaorana zatra matoriandro @ nofinofy sy ny hanin-kely ???!!!

Ho hita eo.

Aminay dia mety foana izay mirotsaka sy mahazo ny tsodrannon’ Andriamatoa Filoha hajaina Marc RAVALOMANANA.

Rehefa tsy mpandravatafaraitsitomponandraikitra no eo dia mety.

Tsy maintsy mijoro ny vahoakan’ Antananarivo @ ankapobeny fa indrindra indrindra Antananarivo Renivohitra.

Ireto taranaka mpandrava moa matahotra ny ho resy dia efa manao fampielezan-kevitra sahady izay azo antoka fa ho arovan’ny ceni sahady @ kitoatoa izay azo antoka fa hitranga.

Hatreo aloha fa :

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS