Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Répondre à un commentaire

12 septembre 2019 à 11:44 | I MATORIANDRO (#6033)

Manohana ary mamerina manamafy ilay hevitra navoakan’ilay olona etsy ambony ihanny ny tenanay.

Tokony foanana daholo ireo diplomaty @ ireo firenenan tsy dia ahitana tombontsoa manoloana ny fikasan-dratsy handrava ny antenimieran-doholona.

Misy 400 @ 600 na mety mihoatra aza ny mpiasa @ ireo ambasady maro samihafa izay mandray 800 - 1000 dolara isam-bolana ny farany ambany de ataovy ny kajy mandritr’izay ataonany maro izay nefa tsy fantatra akory izay asa sy tombontsoa azon’ny firenena manoloana ny fandaniam-bola atao a@ izy ireo.

Mba mety hotivy hevitra aminay ve ireo fozaorana mpihinankinam-poana sy mpanao anjolofo reo ???!!!

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS