Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 10h42
 

Répondre à un commentaire

11 septembre 2019 à 14:26 | Vohitra (#7654)

Ny lehiben ny Fokonolona izay akaiky indrindra ny vahoaka tsy mbola fidiana fa io mijanona tendrena io, ka tsy mahagaga raha toa ka tsy misy taitra ny olona.

Nilaza ianao fa vao voafidy dia atomboka ny asa fanavotana ny Firenena amin ny fanaovana velirano manakoako rentany sy rendanitra. Dia nolazainao fa.efa ao ny vola ary efa vonona

De aiza izany sivy volana aty afara ?

Izao indray dia hoe handeha hampanofa tany hahazoambola.

Fa inona ity e ?

Fitaka be vava natao angoantenda ?

Ataovy amin izay sitraponao ao e. Aleo ny olona hitady izay hanavotany ny ainy sisa fa leo ny fahanan-dalitra lava izao. Fidio ao izay mety aminao e

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS