Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 12h22
 

Répondre à un commentaire

10 septembre 2019 à 09:26 | I MATORIANDRO (#6033)

Manaova sarinady mody miasa eo foana e !!!

- Mbola mamerina ihany aho ary mbola mamerina indray ho an’Andriamatoa NTSAY Christian Praiministra : « MIALA AO ANATIN’IO FARIBOLANA MISY ANAO IO IANAO FA ATAON’REO VATO NATSINDRY IAHAZANY FOTSINY ». Taiza zao ianao nandritra ireny fahatongavan’ny Pape reny ???

- Araka ny efa nanmpielezako azy teto ihany raha tsy misy mirotsaka kandida intsony dia inona no ataonareo mianakavy reo ???

izany no atao hoe : ze ataonareo ao !!!

samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS