Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 07h55
 

Répondre à un commentaire

11 septembre 2019 à 08:40 | MiezakaTsyMitanila (#10723)

Salama isika rehetra,
Na ananatra antsika momba ny Fihavanana adin’ny telo eo aza ny Pape François (izay tena hafatra tsara feno fahendrena tokoa), rehefa tsy avy amintsika tsirairay ny ezaka tsy hisy firenena ivoatra izany eo.
Ireto mpitondrantsika ireto no tokony hanome exemple voalohany indrindra.
Ny Fihavanana indraindray toa lasa ampiasaina amin’ny fomba tsy araky ny tokony ho izy ka lasa miteraka ilay culture de l’impunité. Torak’izany ihany koa ny Fitiavana andrandraina mafy, tsy ny fitenenanana izany foana akory no inona fa mila aseho amin’ny fihetsika rehetra koa izany.
Ireo olona mendrika ny homelohina no ny fanapotehany ny firenena dia ilaina tsaraina araky ny tokony ho izy ary tsy tokony hipetraka mihitsy ny resaka fihavanana amin’izany. Fa tsy hoe satria « mahalala olona eo amin’ny fitondrana, na koa mpitondra fanjakana » ka tsy azo kitihina. Fa ireo fahavalo ihany no atao zay amotehina, anagadrana sns azy ireo.

Mirary ny soa hoan’ny rehetra

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS