Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

5 septembre 2019 à 11:35 | Vohitra (#7654)

Vao tsy ela ny Minisitry ny Fitsarana no nanaiky fa tokony hasiana fanovana ny fehezandalàna mikasika ny HCJ fa tsy hahafahana manafaingana ny raharaham-pitsarana mikasika ireo mpitondra sy manampahefana taloha izay nahavanondoza teto amin’ny Firenena.

Ka inona no tsy hirosoana any amin’ny fanovana na fanitsiana ny lalàmpanorenana ary e ?

Jereo ireo rafitra marobe izay tsy laharam-pahamehana akory ny mbola hijoroany eto amin’ny Firenena.

Torohevitra atsipy Andriamatoa Minisitra : anaty anaty lalàmpanorenana apetraka io fanamorana ny fanenjehana ny parlemantera namoafady io atao, fa raha tsy mavesatra ny malety hoentinao tsy hanaiky izany eo ireo depiote ireo a !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS