Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 17h10
 

Répondre à un commentaire

5 septembre 2019 à 11:14 | Vohitra (#7654)

Miarahaba Tompoko,

Manoloana ny olana samy hafa mianjady amin’ny Firenena toy ny filaminana, sakafo sy fahefa-mividy, fahasalamana, fotodrafitrasa, dia ny fanompanana ny tetibola ho any amin’izay tena heverina ho laharampahamehana sy hahazoana vokatra anatin’ny fotoana fohy aloha no tokony atao vaindohan-draharaha.

Ombieny ombieny ny tena rehefa mandray anjara eto amin’ity tranonkala ity dia mamerina hatrany fa ny fanovana rafitra dia isany maika ny tokony hanatanterahana azy. Betsaka ireo rafitra izay tokony hofoanana tsy misy hatakandro ka ilana fanovana lalampanorenana ny fanafoanana azy, toy ny :
-  CFM
-  HCDDED (Haut Conseil pour la Défense de la Démocratie et l’Etat de Droit)
-  HCDN (Haut Conseil pour la Défense Nationale

Ny fananganana ireo rafitra maro ireo dia tarazo sy takaitra efa nobabena avy any amin’ny tetezamita, fomba natao hizarana hamenoana toerana ho an’ireo sakaizan’ny mpandresy…

Mankasitraka Tompoko

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS