Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 07h55
 

Répondre à un commentaire

3 septembre 2019 à 13:29 | rakoto-neutre (#8588)

Mampalahelo !
Izany no azo ilazana azy, zay mpitondra teo hatrizay dia milaza fa hanaja ny demokrasia nefa dia tsy misy mahatanty ny taimbavan’ny mpanohitra sy mpankahala fa tonga dia manampatra ny fahefana ananany. Ary dia mihamitombo io fanamparam-pahefana io araky ny mpitondra nifanesy, henjana ny nataon-dRatsiraka, Ravalo, Rajao, fa ity vao mainka ho henjana ny fanenjehana. Dia ho toy izany ihany ve no ho fiainan’ity firenena ity, izay tonga eo dia tsy misaina afa-tsy ny hamaly faty. Zao dia ny mpanao gazety no tampenam-bava sy takona-maso tsy hilaza ny marina. Ka na dia horaofina hogadrana avy ny mpanao gazety, ny vavam-bahoaka tsy ho tampina mihitsy n’inon’inona hataon’izay mpitondra eo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS