Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 09h30
 

Répondre à un commentaire

3 septembre 2019 à 11:56 | Vohitra (#7654)

Manomboka misava miandalana ny nofinofy eo ampivelezandrano angamba, manomboka mody ny saina mitaratra ny zavamisy tsy voafaoky ny angoantenda, manomboka mihiratra ny maso nohajambaina antsitrapo tao anaty loko tokana namitahan-tena, indro fa toa tiana hampidirana politika daholo izay zavatra mitranga rehetra : kolontsaina, fanatanjahantena, seho antsehatra, fivavahana, filaminana, fizarambaovao...

« Angady mondro nihadian-tany : midofitra ihany fa tsy mety latsaka »

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS