Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 12h56
 

Répondre à un commentaire

3 septembre 2019 à 11:40 | Vohitra (#7654)

Miarahaba ny Filoha vaovao sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky eo amin’ny andraikitra ho fampiroboroboana ny lalao baolina kitra eto amin’ny Firenena.

Mirary fahombiazana sy fahavononana feno ho anareo rehetra, enga anie ka tsy ho sampona andàlana ary tsy ho voafingan’ny ataon’ny tena sy ny fandriky ny ambo tafahoatra sy ny eboebo tsy mahasoa.

« Ny lohasaha tsy ilaozam-pidinana, ny tendrombohitra tsy ilaozam-piakarana »

Mahereza dia mirary soa ho anareo ary

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS