Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 04h29
 

Répondre à un commentaire

2 septembre 2019 à 10:11 | Vohitra (#7654)

Miarahaba Tompoko,

Ny fanontaniana mipetraka sy mahaliana dia izao :

- efa nogejaina sy nofehezin ny fanjakana ve ny vola sy fananan ireto olona voatazona hofonjaina ireto ?

- nandritry ny taona maro no nanaovan izy ireo izao asa mamoafady mamono firenena izao, hatraiza ny andraikitry ny minisitry ny vola izay nifehy azy ireto fahiny ?

- misy 9.000 kontenera mahery hono no entana voakasika amin izao raharaha izao, aiza ary efa atao fanadihadiana koa ve ireo « societe de transit » hafa nisahana ireo entana ireo ?

- ary iza no mpandray sy mpivarotra ireo entana nampidirina ka nanaovana hosoka sy kolikoly teo amin ny fadintseranana ? Efa nofonjaina koa ve izy ireo ?

Tsara homarihina fa famotsiambola miaro hosoka sy fanodikodinambola eo amin ny fanditseranana no isany fototra hiampangana ireto nofonjaina ireto.

Farany, moa ve tsy misy ihany koa banky tafiditra amin izao raharaha izao ?

Mankasitraka Tompoko

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS