Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 09h43
 

Répondre à un commentaire

2 septembre 2019 à 11:27 | I MATORIANDRO (#6033)

Tsy misy dikany mihoatra ny fanivaivana ny samy andrim-panjakana ny nataon’ireto mpanao gazety ireto.

tsy hitako izay fanakorontananaa ny filaminam-bahoaka @ resaka ataon’izy ireo.

tsy amapahafirin’ny fandranitana adim-poko sy ny teny ratsy maro sy ny lainga nataon’ireo mpanao gazety tsy vanona mpomba izao fitondrana napetraky ny hcc zao nandritry ny fampielezan-kevitra ny resaka nataon’reto mpanao gazety ireto

tsotra ny resaka :

AVOAHY IZY IREO

mangina inandra sy kelitoko fozaorana @ zao toe-draharaha izao ary mety mampandihy fitombenana araky ny talenta hananan’izy ireo

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS