Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 23h37
 

Répondre à un commentaire

16 août 2019 à 09:57 | I MATORIANDRO (#6033)

Nnnnndddddrrrrryyyyy !!!!!

- Fa maninona raha tsy asiana fifidianana tsony f’angah tsy efa fantatra reo lany sy apetraka e ???!!!
- Tena mbola main-tany be @zany volana novambra zany an ???!!!

Aleo mamita reo trano sy fiara tsy mbola ara-dalàna tsara fa ny faran’ny taona efa akaiky o !!!

Efa eto madagasikara zao ry bonapartes ka asa na hoe aona ndray ny heviny ???!!!

Ny TIM mihintsy no sakana @ asa rehetra tsy mampandeha ny firenena mba tsy ilazako ny anaran’le resy lava !!!

Ataovy mihinan’iem reo olona nifidifidy fahatany reo fa araha vao mahita rirany eo reo de tonga de tsy haiko tsony ; Aza omena rano, aza omena jiro, ampitahory pesta, ampiakarao ny saram-pampidirana mianatra, ... hainareo le izy fa za koa otran’ny misolantsolana.

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS