Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 11h48
 

Répondre à un commentaire

14 août 2019 à 12:03 | Hery Rak (#10294)

De inona zao no mahagaga ny sasany amin’izany. Ny fanoherana akory tsy hoe manaova izay danin’ny kibo. Ary tena tsara ilay tolo-dalàna hoe ao amin’ny antenimiera no tokony hisy ny fanoherana. Efa tsinjo tsinjo mantsy fa raha ny TIM no eo amin’ny toeran’io filohan’ny mpanohitra io dia tsy hieritreritra « critiques constructives » zany mihintsy izy fa dia ny fanonganana no ao antsainy voaloha satria fantany mazava tsara fa raha mbola fifidianana izany dia tsy ho tafaverina eo amin’ny fitondrana intsony izy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS