Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 16h25
 

Répondre à un commentaire

14 août 2019 à 10:05 | I MATORIANDRO (#6033)

Hi3 !!!

Nataoko ihany ny tsy ihomehy fa tena tapaka ihany ny tsinaiko mamaky sy mandinika ny fanapahan-kevitra ataon’reto olon’ny hcc reto.

Mbola averiko ihany ny fanontaniako omaly hoe :
- "HIJANONA EO @ FITONDRANA MANDRAKIZAY VE IZY IREO ???!!!
- maninona raha izany tsy faritan’ny gvnmt koa ny karaman’reo soslom-bavam-bahoaka am-perinasa reo ???!!!

Hafatra ho an’Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA sy ireo solombavambahoaka lany @ anaran’ny TIM - K25

Efa nolazaiko teto fa tsy azo iaraha-monina @ fomba madio sy milamina ireto olona napetraky ny hcc reto. Ny azy dia efa mazava fa ny « FANKAHALANA NO LEHIBE INDRINDRA ».

Tsy maintsy avy @io fomba ratsy itaizany ny vahoaka io ihany no tsy maintsy atao raha te- hanohitra azy ireo.

Mbola averiko ihany fa tsy mahamenatra ny miala tsy ho solombavambahoaka raha otran’zao ny fomba fiasan’iretsy ankilany sy ny forongony.

Am-bava homana, am-po mieritreritra.

Hoy ny hiran’ny Tarika Mahaleo : « NY FANJAKANA LOHAM-BOTO TSY METY HO ELA VELONA »

tsy lasa lavitra ny kitoatoa volena @ asa fitondrana vahoaka.

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS