Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 15h26
 

Répondre à un commentaire

14 août 2019 à 09:31 | Vohitra (#7654)

Fa mbola mihevitra ny hisabaka sy hifampiraharaha ary ve ireto depiote TIM ireto ?

Fa inona no tsy hivoahana avy hatrany ny fotoam-pivoriana ?

Avelao ao izy Mapar/Ird sy ny tsy miankina mpiray petsapetsa aminy hanao izay sitrapony ao e !

Ny mpanohitra ivelan ny andrimpanjakana hatao izay hampatanjaka azy, inona no ho vitan ireto depiote 16 manoloana ireo maroanisa napetraky ny HCC ireo e ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS