Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 20h02
 

Répondre à un commentaire

13 août 2019 à 21:36 | Rabarivony (#10708)

Tanamasoandro - Vary mora (marihiko fa azo heverina ho vary Contaminé no nampidirina sy namidy t@ malagasy matin’ny hanohanana) - Rano madio fisotro feno matieres fecales-.....ets...ets.
Marihiko koa fa ny dahalo sy voleurs sy violeurs sy assassins dia ny volam-bahoaka no mamelona azy any am-ponja. Fa izany hoe mba ho ampiasaina ho an’ny Travaux d’interet public izany tsy tratran’ny sain’ny sasany. Làlana-sekoly-hopitaly-lalam-by -fanadiovana ny tanàna.....heveriko fa mila MPIGADRA hiasa ary manome asa ny miaramila milalao tongotra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS