Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 20 septembre 2019
Antananarivo | 23h50
 

Répondre à un commentaire

13 août à 21:26 | Rabarivony (#10708)

@Betoko !

Tsy Dictateur moa ny Filohanareo araka ny voalazanao ?

Fa inona no dikan’ny hoe tsy azo atao Filohan’ny Mpanohitra raha tsy Parlemantera ?
Nampihome anao ary noheverin’ny maro ho tsy hipongatra ny maha Dictateur an’i TGV , kanjo ankehitriny toa Miseho mihariary ny nahiako.

Mbola tarihina indray ireo nanohana an’i Rajao Hery hanamafy ny Didy JADONA sy Baikon’ny Mpanjanaka.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS