Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Répondre à un commentaire

13 août 2019 à 11:17 | Vohitra (#7654)

Ratsiraka Didier, Ravalomanana Marc, Rajoelina Andry, Rajaonarimampianina Hery, izy ireo no nifandimby sy nifandrimbona nandray anjara sy tomponandraikitra feno sy tanteraka amin’izao fahavoazana sy kizo ilomanosan’ny Firenena Malagasy izao.

Raha mbola izy ireo no mibahana sy mandray anjara manome aina ny politika eto Madagasikara dia tsy misy fivoarana sy fahombiazana azo hantenaina izany eto. Izy ireo no nanome vahana ny tsenambola natsangan’ny mpijirika iraisampirenena hifehy ny toekarena sy ny politika rehetra eto Madagasikara, tsy tompomarika sy tompoteny intsony amin’izay fandrosoana sy fivoarana mitranga eto Madagasikara intsony ny Malagasy raha mbola ireo no havela hitondra ny fanapahana eto.

Tsy ny fifidianana tandrametaka sy tsy mangarahara velively no azo hantenaina fa ivoahan’ny sehatra malalaka azo hampiainana demokrasia madio sy sahaza andraisan’ny Malagasy anjara ka ho tompomarika amin’ny safidy sy làlana entina hampandrosoina ny Firenena

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS