Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 20h30
 

Répondre à un commentaire

12 août 2019 à 16:17 | Ibalitakely (#9342)

Ireo mpitondra tAtezamihitatra no nametraka ny lalàm-panorenana & ny lalàla momba ny mpanohitra ny 2010 nefa rehefa tonga ny 2013 & ilay teny nalaza hoe « … ny namako omaly lasa fahavaloko ankehitriny … » dia ny 2014 toa tsy sahy akory nirotsaka ho mpanohitra ara-dalàna teto @ firenena ny maparary fa i Hajokely Misolelaka Mangina Mapar no mody nangatangataka ho nitarika mpanohitra. Dia izao iezahan’ny mpitondra ankehitriny ho ovaina ny zavatra nataony ka tenahita fa natao kometameta ilay constitut° version 2010.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS