Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 7 juillet 2025
Antananarivo | 14h46
 

Répondre à un commentaire

10 août 2019 à 13:50 | Vohitra (#7654)

Indray andro hono nisy olona nitondra fikomiana sy fitokoana teny andalambe, dia nandrodana fanjakana, ary rehefa nahazo fahefana dia indro nilaza tsy nihambahamba fa ampy izay ary aoka izay fa tokony hajanona sy hatrahatra hatreo ny fakana fahefana miainga avy eny andalambe.

Dia izany ve no olona milaza fa manao politika ary mendrika hitokisana ?