Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 13h58
 

Répondre à un commentaire

7 août 2019 à 17:55 | Behantra (#9165)

Ary inona koa moa ny nahataitra tampoka an’i bôka ?

Hita fa tena mihidy , matahotra sao dé adinony vahoaka malagasy ao Mavoloha ao

Ny ’c’est moi que je suis’ mantsy ilaina fampisehona , raha tsy zany dia i Ntsay noho ahazo ny laka

Io ary izy io : ho akapony mafy zao ny tanany roa dia ho tonga ny fafinaretana tanteraka ho any reo
lalimanga mitangorona eo anelakelany eo

Alefa Ntsay a !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS