Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 20 septembre 2019
Antananarivo | 13h01
 

Répondre à un commentaire

7 août à 11:01 | I MATORIANDRO (#6033)

Sao dia tsy nihinana fanafody ndray aza ny sasany r’inandra ???!!!

Otran’ny hoe misy pilina fihinana zany hono ???!!!

Fa pilina inona ary le izy ???!!!

Aminay dia tsotra ny resaka ; na iza na avy aiza ny loharano tsy anarahan-dalàna tsy hanaovana izany fifidianana izany dia efa fahotana mahafaty zay.

Mitohy ny kitoatoa.

Mila fitoniana HONO r’inandra kanefa de izy ihany no mikorotan-tsaina @ volana sy kintanaa nampanantenainy ireo marivo salosana izay efa hita hatrany am-piandohana fa fita-bitro natao ahazoana toeraana fotsiny miampy ny hala-bato ka tsy ho tanteraka velively na dia hisy fe-potoam-piasana im-polo aza.

Soso-kevitra tsotra no omena ireto olona napetraky ny hcc reto ; aza variana manenjika an’ Andriamatoa Filoha hajaina Marc RAVALOMANANA ianareo fa raha tena hanao zavatra dia ampiharo ny didim-pitsarana efa navoakanareo t@ fotoan’androny dia ho hita eo ny tohiny.

Averina ihany araka ny hiran’ny tarika MAHALEO fa hoe : " NY FANJAKANA LOHAM-BOTO TSY MBA METY HO ELA VELONA"

Samia velonaina.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS