Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 21 septembre 2019
Antananarivo | 21h41
 

Répondre à un commentaire

3 août à 16:59 | Behantra (#9165)

Tadidiko tsara

Hoy mantsy ranandra sy babakoto

Vao telo volana anie zay e !!

Ifarana ny taona atsy ho atsy , akaotran’ilay ’tapolaka’ miaraka amin’ny Papa dia toa tsy misy ’zesta’
ho avokan’i bôka tsony , hoy mantsy ny sasany hoe : ka tsy manakolazaina tsony anie bôka é !

Efa manomboka manisa mantsy ny olona é !

Bilding 50 000 ... rahatoa ka ahavita 50 ao anatiny iray taona ... dray dray dray ..

Hono aho ranandra a ?

Mba nakaiza moa ilay vary mora nanaovan’i bôka zesta tany Toamasina iny ?

Efa nihidina ve ny vidiny kapoakambary eny Analakely sa tsia ?

Iny mantsy zao noho azo atao hoe zavabitan’ i bôka ka mba valio kely

Fa raha tsy manakolzaina koa dia aza miala ao anelakelan’i ao , ary tsetsafo tsara

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS