Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 18 septembre 2019
Antananarivo | 14h23
 

Répondre à un commentaire

1er août à 18:49 | lanja (#4980)

Ekena fa tsy meloka ny olona iray raha tsy efa mivoaka ny didy manameloka azy, kanefa kosa matoa ny olona iray tazomina eny amponja dia maro ny antony, ary tsy manana raharaha maloto daholo akory ny olona rehetra.... noho izany dia mahavarina ihany ny hanaiken ny antoko matanjaka toy ny IRD ho candidat (@ anarany ) olona izay voarohirohy @ resaka maloto eny @ fitsarana, ary voatazona eny amponja mihitsy ( na vonjimaika aza), ireto tranga roa ireto dia manamafy fa maro no manao fialokalofana ny eny tsimbazaza, na eny andapa mihitsy koa aza, raha sahy manova lalàna momba ny immunité i ANR dia azo heverina fa tena vonona hiady @ kolikoly, tsy ny hanafoana ny immunité avy hatrany akory no ilaina , fa fanamorana ny fanesorana azy arakaraka ny raharaha miseho, ohatra ny resaka vono olona, ny fivarotana na fanodinana vola na fananampanjakana dia tokony tsy hiadiana hevitra, azo haverina ihany ny zo avy eo rehefa tsy meloka, atao mitovitovy @ ilay senatera HVM nivadika haingana hanohana ny fitondrana iny , ary tokony asiana sazy manokana henjana mihitsy ho an ’ny jiolahy politika mamitabahoaka

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS