Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 01h01
 

Répondre à un commentaire

1er août 2019 à 12:47 | I MATORIANDRO (#6033)

o r’inandra a !

tena tsy mahatakaa-davitraa tokoa ny ekipanareo araaky ny filazanao azy e.

Ilay avy ao fandriana aloha de efa nalain’ilay mpanompo ao @ serasera baraka t@ fotoan’androny de ao tafaraka ao tokoa nareo mianakavy.
Any aloha iny.

Fa ny resaka averiko eto ihany de zao :

Tsy fanitsakitsahan lalam-panorenana ve
 ny fampifangaroana ny raharaham-pivavahana sy ny raharaham-pirenena
 ny tsy fanajana ataon’ny fahefana mpanatanteraka ny fahefanaa mpanao làlana (antenimierandoholona)
 ny fanemorana na ny tsy fanaovana ara-potoana ny fifidianana ben’ny tanàna.

LLLLLLLLLLLLLOOOOOOOOOOOOOZZZZZZZZZZZZZZAAAAAAAAAAAAA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Mangina daholo ireo jiolahimboto politika rehetra.

Averina ihany arak’ilay tononkiran’ny tarika Mahalkeo fa :

« Ny fanjakana lohamboto tsy mba mety ho ela velona »

Fa na zany aza de :

Samia velonaina.