Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 20h08
 

Répondre à un commentaire

16 juillet 2019 à 16:35 | MANDROSO (#10444)

De tsy miova mihitsy zany ny politika eto Madagasikara, tsy afaka hiara hiasa amin ny politisianina tsy mitovy hevitra aminy mihintsy ny mpitondra. Mibaribary loatra le resaka fanamparam pahefana eto amintsika, tsisy firindrana mihitsy le asa. Ny vahoaka izany de terena ankolaka fona mba hifidy izay olona tian’ny mpitondra omena toerana, raha tsy izany de victime.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS