Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 18h50
 

Répondre à un commentaire

12 juillet 2019 à 09:41 | Vohitra (#7654)

Miarahaba Tompoko,

Mankahery anateo 23 mirahalahy avy ao amin ny ekipa Barea, ary manantitra ny fisaorana noho ny ezaka vitanareo.

Ny tampoka mahavery ny kasaina.

Aza ketraka, fa halavoan-dehilahy manongalika

Raha indray mandeha no misambo-bary ka tsy mahazo, aza mandoro ny fatambary

Mankasitraka Tompoko

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS