Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 08h52
 

Répondre à un commentaire

10 juillet 2019 à 11:28 | Vohitra (#7654)

Tsy misy olana mihintsy anie io na iza hiantefan ny safidin ireo ao e !

Aleo handeha ao izay tiany e, na tapolaka ataony ao na kilalaky, azy ny betsaka ao tsy handraofana fa aleo izy hanao izay mety aminy amin ny fivelezandrano ao.

Miampy ireo farasisa tamin ny fery vaovao ao rizareo dia afaka manarapo tsara.

Mbola tsaroana sy tsy hadinon ny tantara ireo solombavambahoaka AVI nilaza ho mpanohitra tamin ny 1998 kinanjo niray tsikombakomba sy petsapetsa niaraka tamin ny antoko AREMA tao ihany.

Efa mba filoha lefitra tao amin io Antenimiera io anie i Jao Jean fony izy mpiray dina nifampatoky tamin ny HVM vao tsy ela, ka maninona no tsy hasandratra ho Filoha mihintsy fa efa niofo ho IRD e ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS