Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 22h19
 

Répondre à un commentaire

9 juillet 2019 à 10:07 | Hery Rak (#10294)

Mahagaga ihany isika Malagasy. Tsy ny 2 herinandro hisian’ny CAN tompoko no hampiova haingana ny toekaren’ny firenena iray. 59 Taona be izao ireo filoha nifandimby teo nilaza fa niasa androa aman’alina tsy hita izay fiovany koa raha androany no mba manohana ny ekipa mpirenena BAREA ny filoha dia lazaina fa mandany fotoana. Manambola ny firenena malagasy ary ireo izay hijery baolina akory tsy hoe mandeha maimaipoana fa mandoa vola fa saingy amin’ny sarany kely indrindra. Novatsiana vola hatrany ny Jirama hatrizay fa tsy nampiova ny fiainan’ny malagasy. Maro ireo kolikoly hita etsy sy eroa fa tsy misy tombotsoan’ny sarababembahoaka izany. Ka izay vola kely entina hamalifaliana ny vahoaka kosa ve no roritina hanaovana resabe. Fialonana zany amiko ary tsy fitiavana tsotra izao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS