Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 12h32
 

Répondre à un commentaire

8 juillet 2019 à 17:18 | Behantra (#9165)

I nandra mbola tsy teraka tamin’izany ratiarison a !

Tsy ny baolina kitra ihany faha ny ’boxe koa ’(itompkolahy Moise) , ny Basket , ny volley , ny hand ball ... tsy nisy naharesy gasy ireo ’afrikana’ reo

Faha noho nidiran-dry zareo mpanao politika , 1ère répoblika , 2ème répoblika dia potika tanteraka ny spaoro tany Madagasikara

Asa raha mba azo antsaina izany hoe : samy malagasy .. dia asiana ’quotat’
Ohatra : 11 ny isany ny mpanao baolina : dia tsy maintsy asiana , betsileo 3 , betsimisaraka 2 , Vezo 2 , sns , sns

Eritrereto faha atramin’i hira avy : ny raofina daholo ny ’diska’ 45 tours sy 33 tours’ indrindra faha ireo kalo ny fahiny , dia noho potehana tao amin’i radio-madagasikara satria hono hira ’merina’ reo dia nahiditra ny Kayamba

Soa ihany fa tsotsoka noho ’entraineur’ akotrio ... miova ny tantana

ALEFA BAREA

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS