Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 15h21
 

Répondre à un commentaire

8 juillet 2019 à 11:54 | Maxim (#5960)

Matoa nahomby ny Barea dia nisy finiavana hanao zavatra tao aminy. Ka aoka re ny mpitondra mba handray ny andraikiny hatrany @ fotony fa tsy hanao taty reraka fona. Koa manomboka izao dia tokony hiasa ireo tomponandraikitra ara-panjakana hijery ny fanatanjahantena hanohana @ lafiny rehetra. Azon’ny fanjakana atao laharampamehana mihitsy ny fanantanjahantena, izay tena mampiray fo sy saina , ary hinoako fa itondra fandrosoana ara-toekarena ihany koa. Misy vokatsoa lehibe hoan’ny vahoaka malagasy rehetra ny vokatra tsara toy izao asehon’ny Barea izao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS