Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 13h17
 

Répondre à un commentaire

8 juillet 2019 à 10:46 | Vohitra (#7654)

Arahabaina ny fahombiazana azon ny ekipampirenena Malagasy amin izao firosoana ho any amin ny dingana ampahefadalana izao.

Ny mpanazatra, ireo mpanomana eo amin ny lafiny tekinika, ireo mpitsabo, ary ny mpilalao rehetra, ianareo no nitoto nahafotsy ary tompomarika feno amin izao ezaka goavana izao.

Nanandratra avo ny fanatanjahantena Malagasy ianareo, mendrikaja ary mendripiderana.

Nahavita dingana goavana ny fanatanjahantena Malagasy.

Mankasitraka Tompoko o !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS