Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 23h23
 

Répondre à un commentaire

20 mai 2019 à 07:53 | LAZALAZAO (#7189)

Aleo hinanan’ny IEM daholo ireo nifidy an’io mpanogam-panjakana io. Ny olana dia hiara hihinana aminy eo koa ilay nanohatra azy. izay indrindra no tokony hijerevana tsara ny fifidianana. Efa halatra be dia be no teo fa neka satria hoe tsy te hitondra fikorotanana.
Dia voahitsaka an-tapodohany foana ny vahoaka, izay asaina mahakahala sinoa ary asaina manompo frantsay. Dia tonga koa dia manao izany anjamabany.

Ireny hetsika mitovy @ 2002 irery irery ihany no mety hanova ny firenena. nefa ohatry ny sarotraihany izany, fa ry risara baomba sy ny emmoreg toa efa vonona ny ho faty hoan’ilay nanogam-panjakana.
Dia hiaraka ho faty daholo eto isika raha izao no mitohy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS