Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 05h07
 

Répondre à un commentaire

17 mai 2019 à 11:18 | I MATORIANDRO (#6033)

Hevitra kitoatoa be ty atao ty ary fanitsakitsahana ny fahalalahana eo @ sehatry ny fanehoan-kevitra.

- Iza no tsy nahalala ohatra fa tsy ho lany intsony ry heridegany na dia tsy nisy aza ny fitsapana hevitra ?

Heverin’ireo manana ampaham-pahefana fa zazakely mandrakariva ny vahoaka.

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS