Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 07h19
 

Répondre à un commentaire

17 mai 2019 à 11:11 | I MATORIANDRO (#6033)

Averina ihany fa tsy ahazo sitraka mihintsy ty fitondrana napetraky ny hcc raha otran’zao foana ny fomba fiasa ary hita fa tena tsy niomana mihintsy ry zareo fa manao fahoanifahoany fotsiny.
- Mipetraka avy ahatrany ny fanontaniana
« omby dimampolo HONO no atao handrana »
- Fa maninona raha atao hoe tompon’omby 50 no atao handrana ? @ zay hita taratra ny tena tanjak’ilay parasy atsofoka na apetraka @ le biby sy ny velarana azony atao sy ny fikisahan’ireo biby fiompy ireo.
- Nolazaina fa 2500000 no ho vitaina an’io fametahana parasy io de milaza koa zareo fa 10000 HONO no vitaina @ ty taona ty. DE rahoviana zany no ho vita ireo omby vitsy ireo ?

Enga anie ka tsy hanaraka ireo fanambakam-bahoaka efa nisesy teto ihany ty hetsika ty ary ho very anjevony eny an-dàlana toy ilay fingotra fanafody tosi-drà sy ilay taratasy fananamarinana fahazoana mitondra fiara nolazaina fa bio.

Manahy aho fa ahomby ty fitondrana ty.

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS