Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 16h21
 

Répondre à un commentaire

16 mai 2019 à 19:53 | lé kopé (#10607)

H o any Midabetsy,izay manaratsy ny Diaspora Malagasy , dia olona toa anao izy ireny ; matoa nandao ny Firenena misy azy ry zareo dia mba mitady ny mahasoa satria ketraka ny Fahantrana ny tontolo iainana .Ny tarika Mahaleo dia nanokana hira iray hoe « hifindra monina any Marovoay,fa sarotra ny fivelomana, » hanazavana ny zavamisy. Hadalany olona sasany ve ny mandeha any Liban raha toa ka mahavelon-tena eto an-toerana izy reo. Saintsaino tsara ireo zava misy eto an-toerana izay iainanao isan’andro. Safidiny tsirairay io ka tsy ifanomazantsiny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS