Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 8 mai 2024
Antananarivo | 16h51
 

Répondre à un commentaire

9 avril 2019 à 17:17 | tsimbamarina (#9480)

Za aloha tena mangataka
- avaohay daholo ny dossier bois de rose sy ny olona voarohirohy ao na mpitondra ankehitriny na taloha
- misy volamena mivoka isan’andro ao Ivato ao,gadrao izay tratra pilote hotesse et steward mécano et ATE Air madagascar, Mpitondra, Tale ao Ivato ao ( douane acm Madagascar handling Sofitrans, Air madagascar....)
Ataovy mazava avy aiza ny vola vary mora, basy sy fitaovam-piadiana nafarana ...fa ny mponina mitongy vao omana
- ireo vola tsy miasa amin’ny fanendrena DG sy SG tsy lany match ataovy fanampikaram’i maitre Fram
- omeo akanjo ny mpianatra mba itovy lenta vao manomboka mianatra dia amin’izay hita ny kinga saina fa tsy ny vola sy ny akoso bolamena no arantiranty
- tsara andriamatoa Filoha ny 4*4 vaovao, mainty, maro, tsaratarehy fa izay anie tsy misy fivoarana fa ianao mivoka lava io no tena bob be
- anaovana kianja manarapenitra indray ny mpino katolika nohon’ny fahatongavan’ny Pape. ILAINA ve izany satria volam panjaka no ho lany ao indray ho ana lanonana indray andro
- etc etc ....

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS