Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 19h04
 

Répondre à un commentaire

18 mars 2019 à 13:02 | fandresena (#299)

Nahavita ho an’ny firenena izy matoa tafody an-tanindrazana Dada. Nahavita izy matoa nisy fiovana tamin’ny 2002. Nahavita izy matoa noviravirain’ny HAT tamin’ny 2009. Ry Andry Fo ange ka tsy manimba afa-tsy ny tsara e ! Ny tsara rehetra dia gadragadraina daholo. Samia mivavaka mba hovalian’Andriamanitra Ray ao amin’ny Jesoa Kristy Tompo ny ratsy nataony tamin’ny firenena Malagasy. Ary mba hovaliaNy hatrany amin’ny taranany fara mandimby. « Ahy ny famaliana hoy ny Tompo Jesoa ». Ka dia samia mivavaka fa tena hamaly ny Tompo rehefa tsy mamaly faty isika. Mahereza daholo fa dia very olomanga ny firenena...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS