Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 07h54
 

Répondre à un commentaire

16 mars 2019 à 15:57 | Vohitra (#7654)

Nanana fahasahiana tokoa i Manandafy nanambara ny taona 2009 fa ny mpivaro-boanjo sy ny mpivarotra amorondalana no nentin ny hery vahiny naroboka handrodanana ny rafi-panjakana.

Fahasahiana tokoa satria tsy ela taorian izay dia roso ny FIS nanao ankeriny sy barofo, toy ny fisambotra dahalo no nanaovana an i Manandafy

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS