Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 01h51
 

Répondre à un commentaire

16 mars 2019 à 13:14 | Vohitra (#7654)

Raha manana fikasana ny handrodana ny fanjanahana ara- kolotsaina ny Firenena, ny teny no fitaovana voalohany ho entina miady, ary tsy fahadisoana velively ny fametrahana ny fanagasiana ny teny enti-miasa satria vao haingana no nivoahana ny fanjanahantany.

Ny dingana nentina nanatanterahana ny fanagasiana sy ny fampitaovana nentina nanatanterahana izany no nisy tsy voahaja sy tsy tomombana, fa ny tetika dia maritombina amiko.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS