Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 06h23
 

Répondre à un commentaire

16 mars 2019 à 12:20 | Vohitra (#7654)

Rehefa nangotraka sy nafana vay ny tsy fitoviankevitra teo amin ny MMSM notarihin i Razanabahiny Marojama sy ny Hery Velona ny taona 1991, dia sosokevitra avy amin ny MFM ihany no nandresena lahatra ny Profesora Zafy sy Pasitera Andriamanjato fa hanafaingana ny fifampiraharahana hanosehana hivoaka ny fitondrana Ratsiraka ny hiharahana miasa amin ny Praiminisitra Razanamasy Guy Willy.

Marihina fa raha tsy i Itompokolahy Ingahindriana Razanamasy no nitantana ny fitantanandraharaham-panjakana fahizay, angamba efa roboka tao anaty adipoko mahatsiravina ny Malagasy ny taona 1991.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS