Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 21h49
 

Répondre à un commentaire

16 mars 2019 à 11:27 | Vohitra (#7654)

Diantanan ny antoko MFM tokoa ny fametrahana ny Faritra 22 teo ambany faharisihina hanova ny fitantanana ny lafintany niarahana tamin ny antoko TIM fahizany.

Fijery tena Malagasy, vina Malagasy, ary fahasahiana hametraka ny Malagasy ho tompondraharaha amin ny raharahampanjakana ka hitondra fandrosoana tsy mitanila, fotokevitra novoizin ny antoko MFM izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS