Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 07h02
 

Répondre à un commentaire

15 mars 2019 à 11:21 | Vohitra (#7654)

Miarahaba Tompoko,

Vaky tratra sy miepa-tanana ary tena mihafy mafy mihintsy anie izahay aty vao mahavita mandoa hetra e, raha azo atao dia mba zavatra maika sy hahazoana tombotsoa goavana ho an ny maro an isa anatin ny fotoana fohy no mba hivoahanareo any ivelany any, tsarovy fa heriponay sy hatsembohanay no handoavana ny saran ny fivezivezenareo any ampita any isaky ny mihetsika io.

Ny aty efa sahirana sy vesaran ny ngidin ny fahantrana nefa ianareo toa be filaza fa kely fitondra mody, toa lasa be lazao lava izao fotsiny.

Mankasitraka e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS